Wikianja:Zavatra hatao

From Wikianja

Jump to: navigation, search

Contents

Zavatra hatao amin'ny wikianja

Ireto avy ny zavatra iriana hatao eto amin'ity wikianja ity koa isaorana be dia be antsika amin'ny fanampiana

Hadika amin'ny teny gasy

Ity ambany eto ity ny fichier hadika amin'ny teny gasy. Azonao tonga dia ovaina avy hatrany ny dikany... amin'ny maha wiki azy dia aza misalasala manova. Tsindrio ilay hoe ovay.

  1. Avy amin'ny teny frantsay
  2. Avy amin'ny teny anglisy

Vitaina ny SeraSkin

Hatsaraina ny login

Ampidirina ny extensions ilaina

Blog extension

Mieritreritra aho hoe possible raha asiana blog extension amin'izay mety samy afaka mametraka ny blogny ato. Atao karazana special page ilay izy Special:Blog na tonga dia hoe Blog:hery (tahaka ny hoe user:hery na discussion:hery sns... ka manamboatra extension anakiray izay afaka hi-poster-na sy hijerena azy.

Ireo izay vonona handray anjara dia afaka mamaky sy manoratra amin'ity takelaka eto ambany ity Wikianja:Blog extension

Efa nisy ilay blog extension fa nohatsaraiko fotsiny hifanentana amin'ny wikianja dia nampidiriko

http://www.chopstork.com/wiki/index.php?title=Blog_Scripts

--Hery 8 jan 2006 à 04:09 (EST)

Serasera.org