Wikianja:Namana

From Wikianja

Jump to: navigation, search

Contents

Takelaky ny namana

Ity izany ny takelaka fanazavana ny fanamboarana takelaka ho an'ny namana tsirairay. Ny namana efa manana ny takelaka manokana dia azonao jerena eto

Fanamarihana

Nanomboka ny volana 5 janoary 2006 dia miova hifanaraka amin'ny tsaratsara kokoa ny fametrahana ny takelaky ny namana

Fanamboarana takelaka

Ny fanamboarana takelaka vaovao eto amin'ny wikianja dia tsotra.

  1. Ampidiro eto ny solonanarana
  2. Jereo eto raha efa ao ny solonanaranao
  3. Tsindrio ny solonanaranao dia araho ny zavatra lazainy ao hoe ahoana no atao rehefa manoratra


Hanamboatra takelaka manokana

Ny takelakao rehetra momba anao dia tokony ho ao anatin'ny sokajy [[user:solonanarana]]. Izany dia mba ahafahana manamora ny fitadiavana.

Toa izao izany ohatra no mety ho firindrany (soloy ny solonanaranao ilay hoe solonanarana)

  1. Takelakao manokana [[user:solonanarana]]
  2. Toerana hametrahanao tahirintsary [[user:solonanarana/sary]]
  3. Blog ohatra [[user:solonanarana/blog]]
  4. Takelaka hafa [[user:solonanarana/takelaka hafa...]]

Fanamarihana fifanajana hatrany no fototra hahatsara sy hahatomombana ny WiKianja.

Serasera.org