Wikianja:Blog extension
From Wikianja
Raha tanteraka ity dia tsy isika irery no afaka hampiasa azy fa hampidirina ao amin'ny patch-n'ny mediawiki.
Toa izao izany ilay hevitra
Mamorona extension anakiray (special page) dia ao anatin'iny no hi-traiter-na an'ilay blog.
Toa izao no eritreretina ho hita
- Special:Blog: lisitry ny blogs rehetra
- Special:Blog/user: Summary ny Blogn'i user
- Special:Blog/user/2006/01/05 : Entry tamin'io daty io ao amin'ilay blog-n'i user
Alohan'ny mety hahatafavoahana an'io dia ilaina fantatra aloha hoe inona ny structure'ny special pages ao amin'ny mediawiki
