Tenin-tanora
From Wikianja
Contents |
Avy aiza
--Hery 10:43, 30 Apr 2005 (UTC)
Ny tenin-tanora (Argots) izay horesahina eto dia ireo mivoaka tampoka eny andalana na amin'ny fiaraha-monina. Betsaka izy ireny ary miova isanandro isanandro.
Apetraho eto ambany eto ary ireo tenin-tanora fantatrao. Apetraho ao anaty farango roa [[ ]] dia raha misy tianao hadika dia tsindrio fotsiny izay hitanao.
[Wikianja:Tenin-tanora&action=edit§ion=4 Tsindrio eto raha hampiditra teny vaovao] : anarana.
[Wikianja:Tenin-tanora&action=edit§ion=5 Tsindrio eto raha hampiditra teny vaovao] : mpamari-toetra.
Fitsipika amin'ny dikanteny
Raha handika na hanazava ny teny ianao dia Tsindrio fotsiny ilay teny
Tsara raha apetraka ny niavian'ny teny, ny tantarany (raha hay), ny fomba fampiasana azy, ohatra vitsivitsy...
Tsindrio eto raha hampiditra teny vaovao : anarana.
eto raha hampiditra teny vaovao : mpamari-toetra.
Ireo teny voaangona
Ataovy anaty farango [[ ]] dia asio elanelany. Tsy maninona na tsy mirindra aza fa azo arindra miandalana.
Anarana
Kaly - Saosy - Vovo - Daba - Kofa - Mbala - Laiso - Dago - Kodiny - Vam - kitro - ramary
Mpamari-toetra
Milay - Dizina - Katry - Hikina - Bikina -kinkina-skil-koditra
