Rfjo
From Wikianja
Ity lahatsoratra ity dia fanambarana vitsivitsy ny tantarako hatramin'izay, satria tsapako fa tokony hifampizarana koa fahazazzako sy ny fahatanorako ary ny hoaviko.
1) Ny fahazazako :
Teraka tao amin'ny tobim-pahasalama HOMI etsy Soavinandriana tami'ny 20 ôktôbra 1977. Noho ny feno dimy taona aho nanomboka nianatra tao amin'ny sekoly voalohany Merikanjaka Manjakandriana, ary dia nahazo ny farim-pahaizana CEPE tamin'ny taona 1987. Ny zavatra mba natao tamin'izany fotoana izany tsy misy afa-tsy ny milalao miaraka amin'ireo ankizy namana fahiny ; ary dia mbola voakapok'ireo ray aman-dreniko foana aho tamin'izany. Tamin'ny taona 1992 aho no nahazo ny farim-pahaizana BEPC, ary dia nanomboka falifaly tamiko ireo ray aman-dreniko.
2) Ny fahatanorako :
