Raha efa BEPC no ananana avy any dago dia
From Wikianja
Misy options roa toy ireto manaraka ireto raha BEPC na Brevet frantsay ny diploma avy any Dago:
I - Mianatra Anglais angalana IELTS (6mois maximum ho an' ny Gasy) - Manao pre-University Foundation Program: efa mifidy izay filiere tiana hatao, Herintaona eo io normalement.
- Manomboka Diploma (Mitovitovy @ BTS na DTS any amintsika): 9 a 12 mois
- Advanced Diploma: 6 - 12 mois
- Bachelor Degree (equivalent Bacc+4 any Dago): 12- 18 mois
- Master (Equivalent bacc+5): 1an eo ho eo
na
II -Manao cours preparatoire hidirana Government school sady mianatra anglais (6 mois eo ho eo)
- Manao Secondary 3 sy Secondary4 @ sekolim- panjakana (enseignement general fa efa mifidy filiere koa), manaraka systeme anglophone, programme Cambridge.
- Maka exam GCE O'level, Cambridge exam.
- Manomboka Diploma toy ny etsy ambony. Ary afaka miditra soa amantsara @ sekolim- panjakana raha manana io O'level io satria diplome international @ systeme anglophone rehetra. raha @ sekolim- panjakana dia toy ny etsy ambony, miditra Junior College na Polytechnics dia avy eo miditra University.
