Namana:Fanazavana
From Wikianja
Takelaka manokana ahoana?
Manomboka izao dia azon'ny tsirairay atao ny manoratra kely mombamomba azy ato amin'ity Wikianja ity. Rehefa manindry an'io hoe takelaka manokana io ianao dia misy toerana azonao anoratana izay tianao soratana momba anao. Rehefa mijery ny mombamomba anao ny olona dia azony jerena io. Mbola andrana ihany izy ity fa mbola hatsaraina.
