Myanmar

From Wikianja

Jump to: navigation, search

tsy hanao histoire be akory fa mba info kely fts.

Firenena aty @ Asie du Sud Est koa i Myanmar, akaiki' i Thailande, Inde, Chine, Laos sns.. Firenena communiste ary misy saritaka politika amin' izao fotoana izao satria mila Demokrasia ny olona.

Mahantra izy kanefa marobe ny harena voajanahary toy ny ambanin' ny tany. Anisan' ny toerana manana Rubis tena tsara. Fitondrana miaramila no any @ izao ka tsy haiko n anoho izay antony izay na tsia fa tena mahery setra ny ankizy avy any izay fantatro indrindra fa ny lehilahy.

Rehefa misy match foot eto Singapour ka misy Myanmar dia miafara @ ady foana matetika. Burma koa no fiantso azy ary Burmese ny mponina (vakiana hoe barmiz fa tsy haiko @ teny frantsay)

Sary:Myanmar map.gif

Serasera.org