Mpikambana:Ravatorano
From Wikianja
Izaho no ravatorano , bekiboo ary sola tsy paika hihihihihih mipetraka eny Andoharanofotsy sy mikandra eto Antananarivo ary mpiserasera eto amin ity tranokala noforonon -dry Hery ity Zà dia Trondro ary Alohotsy amin ny raki-panandroana malagasy Somary mahery feo izay ka matetika ry zalah sy lerony no milaza fa masiaka hono zà nefa d olona saro kenatra b izao
