Mpikambana:Hery

From Wikianja

Jump to: navigation, search


Takelak'i Hery - tsy ofisialy :-)

Eto amin'ity takelaka ity no hahitanao ny momba ny fandroson'ny asa ataoko, sary vitsivitsy sy ny sisa... Raha te hanana takelaka tahaka ity ianao dia jereo eto

Iza i Hery ?

Sary:13382830_e29e682393_m.jpg

Izaho izany no Heriniaina Eugene Zanak'i Rakotoarisoa Eugène avy any Antanisoa akaikin'i Mamoeramanjaka firaisan'i Morafeno, Fivondronan'Arivonimamo, Distrikan'i Miarinarivo, Faritanin'Antananarivo ao Madagasikara - Afrika - Planeta Tany - Galaksia Masoandro :-). Teraka tany amin'ny 31 desambra (Tsipazo biz'oroka :-) rehefa faran'ny taona). Ny teny manentana anah dia ilay hoe Tsiky dia ampy (anah io :-) ). Mazava ho azy fa tsy mety tezitra (mody tezitra fotsiny indraindray).

Zah (oups mizahozaho eto) dia mbola mpianatra kalongany... mipetraka eto Roma - Italia. Mbola tsy miasa fa raha misy asa tsaratsara any akaikin-dRavalomanana any dia mody aho :-p ...

Ok, ny serasera.org no anton-draharahako andro sy alina faly aho raha mba tohananareo io tetikasa serasera.org io.

Ny fandrotsahana fanampiana ho an'ny serasera.org dia jereo eto |}

Mbola hitohy

Serasera.org
Takelaka manokana
Takelaka azon'ny rehetra jerena
Vakiraoka

Raha hametraka hevitra dia [Tsindrio eto]


Samihafa

Hira tiako hohenoina ao amin'ny radiovazogasy

Apetrako eto tsikelikely ny hira mahafinaritra ahy ao amin'ny RVG dia azo alahatra any aoriana any :-)

  • vaovy - salakao
Hevitry ny mpamaky

Ok mety ilay noeritreretiko.

Serasera.org