Mpikambana:Akamatiana

From Wikianja

Jump to: navigation, search

Contents

Iza ary zah !!

" Namana iray fantatra amin'ny solonanarana Akamatiana , efa fantatrao we iza kay zah??? eo fa ampahafantarina ary euuuh!!

Manana anarana we Ramambahasina Tiana Saotraniaina , ny fiantsona anah de Tianah na Saotra , io klou aseho anareo ny loharano nipohirako, tsy iza zany fa i dada sy neny malalako

Sary:dadaneny.jpg

5 mianadahy izahay , d zah no faravavy , anisan'ny zaza mihanta houn zah nefa zah ary tsy mihanta akory hihihihhh .de mande ihany ny tantarany loll.................................

Sary:tianaa.jpg

io zah tam mbola kely Tsy niala teo akaikin'i dada sy neny


Zah talou!!!

Zah teraka tao manjakandriana , efa nitety toerana maromaro , mazava wazy satsia dapà dadanay hihihihih , tao Moramanga no tena nipetrahako tama fahatanorana fa efa antitsa manko zah zao.

Ny basket no sport tiko njinja , kapiteny zah tam mbola tany ampianarana , tao am LTP Moramanga , io pajio kely ny sary

Sary:LTP.jpg


Tam zah mbola fohy volo

ito njay sary tam zah vo tonga 3mois teto Liban , zany we efa fohy ny voloko tany dago hihihhihiih

Sary:tianah3.jpg


Ny namako injinja

Namako doly ny rehetra an!! fa zany wee i Laurencia no hafa kely lol , izy no namako tam mbola kely ka hatraty Liban amizao !! Mahafinaritra izy , tsotsa , tena namana , ka isaorako an'ilay ao ambony nanolotra azy ho namako . Sary:tianah2.jpg



Tia mivavaka veuuuh??

ie zanaka pasitera , notezaina tamin'ny fivavahana , ary tsy manao vazivazy anzany. Sary kely iray taty Liban tao am eglise protestante Française eto Liban Sary:Tianah.jpg


Fahatsiarovana tsy maty an-tsaiko??

Ny nandaozan'i Dada anay nody any amin'ny Ray tamin'ny Marsa 2002. Mandry am-piadanana ry Dada malala .



Akamatiana

Zay ary ny azoko natolotro anareo teto fa misaotra nitsidika an !! Sary:Tianah4.jpg

Misy zavatra mbola Tinao ho fantatra??

Marina fa tsy voalazako teto doly ngamba , ra mbola misy te ahafantatra bebe kokoa de aza misalasala manoratra aminah ao am namana serasera oki!! lol

Na kou tsinjio io chiffre io , d ngamba ho fantatrao tsara [1]



Ny sary !!

azonao kou ny mijery ny sariko rehetra ,tsinjio kou ny chiffre manga , dia maztouu ary euuh!![2]



Hamaky tonokalo

raha mahaliana anao ny hamaky ny tonokalo nosoratako dia tongava ary mitsidika eto [3]

Serasera.org