Mpikambana:Aino

From Wikianja

Jump to: navigation, search

Voalohany aloha dia miarahaba antsika rehetra ny tenako!!!

Manaraky izay dia izao ny mombamomba ny tohetrako sy ny fombako isan-andro.


Izaho dia tovovavy 19 taona monja, mirefy 165cm ary milanja 56kg izaho aloha dia olona tsotra, ary tia mifandray @olona rehetra tsy hakanavaka.

araky ny efa voalazako etsy ambony moa, dia tia mifandray aho, na namana io na inn, ary ny ahy rehefa tiako hoe raisina ho tiavina dia tiako, tsy mba haiko ny manao pocrity. halako ny ahy ny olona, tsy manaja ny manodidina azy na hireo piarabelona azy, manopa,manivatsiva, sns. Izaho dia olona be fo, be indra fo, ary mora mangorak-olona. aminko sarobidy ahy ny manodidina ahy, tahaka ny hoe,havana,namana,sakaiza,sns ary izay marary azy ireo dia maharary ahy ihany koa!!!

izaho moa mbola pianatra @izao fotoana izao. olona tia fanatanjahatena aho, ary tia mozika sy mandihy ary koa mihirahira, ny andro pihainako dia mitsiky faona aho, na dia misy aza ny andro iray izay hisiany alahelo ka sendra mitomany dia raha mbola azoko atao ny mitsiky dia mivadika tsiky ny tomany!!!

izaho moa efa telo taona izay ny nidirako teto @ity tranokala ity ary mahafaly ahy sy mafinaritra ahy ny mijanona ho namana eto, eny na dia efa teo daholo aza ny soa sy ny ratsy rehetra.

maro ny olona tsy makafy .samy manao izay mahafaly ny fony. nefa tsy hatao hakivy izany fa izay ilay etraketraky ny fiainana!!

Serasera.org