Mombamomba ankoatra ny ao @ Namana
From Wikianja
Ankoatra ny hoe kitjo @ internet dia antsoina koa oe Aly na Alisoa za. Vinaovinao ny taonako fa misy sary marobe ao...hehe
Mianatra aty Singapour izao fa teraka tany Betafo aho ary lehibe nitsoka ovy tao Bira. Nisy vitsivitsy ireo sekoly nandalovana tao Dago, ankoatry ny tao Antsirabe dia tany t@ INSCAE sy ISPM koa tao Iarivo.
Tia miresaka, na mampiresaka, hahahha...., tia vazivazy fa tsy tia olona miavona, manambany olona, miaingitraingitra ary tena faran' ny tsy tiako ny Gasy menatra @ maha-Gasy azy, (ka milaza fa tsy t ehiverina any dago intsony rehefa mahita an' andafy sns...)
