MIarahaba anao tonga soa ny tenako!!

From Wikianja

Jump to: navigation, search

izaho moa tsy dia manantaleta @poemes nefa mba vetsovetsom-poko hatsiarovako ilay namako sy maminko fahiny!!

Fanirina ny ahy,ny Antsiaro anao lalandava Na lavitra ahy aza ianao Jao tazako eo ilay endrikao Avy ilay tsiky, manambara teny iray Tiako manko Ianao iny, tiako manko Ary tsy ho adinoiko Namana tsy azoko atakalo )An'iza n'iza fa sarobidy ho ahy ianao ry Bodo!!

Hoy ilay vetsovetsom-poko miantsony anao sy mitady anao, enao nefa nandao any izao tontolo izao ka dia very namana aho, raha nilaozanao!!

Serasera.org