Jentilisa
From Wikianja
Jentilisa amin'ny ahoana ny anarako?
Anarana nofidiana manokana satria tsy hisy haka izany anarana izany aloha!
Fa tsy ratsy angaha izany?
Tsy jiosy no dikany voalohany ary tsy nisy ozona ho an'ny jentilisa raha manaraka ny finoany heveriny ho mahavonjy azy izy. Malagasy aho fa tsy jiosy dia izay no ataony koa! sa diso ve aho?
