Ho an' ireo izay efa afaka Bacc

From Wikianja

Jump to: navigation, search

Ho an' izay efa manana bacc:


Sekoly tsy miankina:

Ny Bacc Gasy dia voasokajy ho International Baccalaureate na IB.

Normalement reconnu aty io hidirana hanombohana Diploma.

Ny fandehan' ny fianarana dia toy ilay voalaza tatsy amin' ireo izay manana BEPC, toy izao izany:

- Mianatra Anglais angalana IELTS (6mois maximum ho an' ny Gasy)

- Manomboka Diploma (Mitovitovy @ BTS na DTS any amintsika): 9 a 12 mois

- Advanced Diploma: 6 - 12 mois

- Bachelor Degree (equivalent Bacc+4 any Dago): 12- 18 mois

- Master (Equivalent bacc+5): 1an eo ho eo


Raha te hiditra @ Sekolim-panjakana kosa:

Mila manao cours preparatoire ary maka O'level manao "candidat libre", ohatra ireny Cours ACEEM any Dago ireny DIa afaka miditra @ sekolim-panjakana raha manana O'level, JC na Poly.

Serasera.org