Hery

From Wikianja

Jump to: navigation, search

Contents

Takelak'i Hery - tsy ofisialy :-)

Eto amin'ity takelaka ity no hahitanao ny momba ny fandroson'ny asa ataoko, sary vitsivitsy sy ny sisa... Raha te hanana takelaka tahaka ity ianao dia jereo eto

Iza i Hery ?

heryhanta-776347.jpg

Izaho izany no Heriniaina Eugene Zanak'i Rakotoarisoa Eugène (Je suis fier d'être son fils). Tsalo pur Hozy i dadanay fa tsy dia tena haiko ny dikany :-) avy any Antanisoa akaikin'i Mamoeramanjaka firaisan'i Morafeno, Fivondronan'Arivonimamo, Distrikan'i Miarinarivo, Faritanin'Antananarivo ao Madagasikara - Afrika - Planeta Tany - Galaksia Masoandro. Teraka tany amin'ny 31 desambra (Tsipazo biz'oroka :-) rehefa faran'ny taona). Ny teny manentana anah dia ilay hoe Tsiky dia ampy (anah io :-) ). Mazava ho azy fa tsy mety tezitra (mody tezitra fotsiny indraindray).

Zah (oups mizahozaho eto) dia mbola mpianatra kalongany... mipetraka eto Roma - Italia. Mbola tsy miasa fa raha misy asa tsaratsara any akaikin-dRavalomanana any dia mody aho :-p ...

Ok, ny serasera.org no anton-draharahako andro sy alina faly aho raha mba tohananareo io tetikasa serasera.org io.

Ny fandrotsahana fanampiana ho an'ny serasera.org dia jereo eto

Mbola hitohy

Serasera.org
Takelaka manokana
Takelaka azon'ny rehetra jerena

ok

Vakiraoka

Raha hametraka hevitra dia [Tsindrio eto]

Hevitry ny mpamaky

Ok mety ilay noeritreretiko.

Serasera.org