Fianarana eto Singapour

From Wikianja

Jump to: navigation, search

@ manaraka manoratra misimisy fa ireto aloha misy website afaka jerena momba ireo karazana sekoly sy filieres misy.

Universites Publiques lafo be ny miditra @ government schools aty sady tena sarotra. Bachelor Degree ny fari-pahaizan' ny SIngaporians ary tena mahay ry zareo ka sarotra ho an' ny vahiny ny miditra any raha tsy hoe efa misy fifanarahana "Programme Exchange" @ ireo sekoly. Ho an' i Madagasikara manokana dia tsy misy mihitsy fiaraha- miasa @ resaka fampianarana ka tsy tafiditra anatin' ny carte ao @ zareo akory isika.

Na izany aza ireto ny lisitra National University of Singapore ( anisan' ny Top University dans le monde) http://www.nus.edu.sg/

Nanyang University of Technology http://www.ntu.edu.sg/publicportal/

Singapore Management University http://www.smu.edu.sg/

Nanyang Academy of Fine Arts http://www.nafa.edu.sg/

Lavalava ny fianarana @ ireo sekolim -panjakana ireo izay manomboka amin' ny: Tsy maintsy manana O'level vao tafiditra any, jereo ny fanazava etsy ambany.

Junior COllege na Polytechnic rehefa manana O'level dia afaka miditra ao. 2ans.

Jereo amin' ny Google.com.sg ireo karazany: - Temasek Poly - Nanyang Poly - Victoria JC - Raffles College - National JC - Singapore Poly sns


Sekoly tsy miankina: Raha azavaina tsotsotra dia toy izao ny fandehany:

Raha efa BEPC no ananana avy any dago dia

Ho an' ireo izay efa afaka Bacc

Ho an' izay manana bacc+ kosa dia miankina tanteraka @ ilay skeoly hidirana aty ny hoe mi-reconnaitre ny diplome avy any Dago zareo na tsia.

Mety hoe tsy manomboka hatrany @ Diploma aloha fa araka ilay zavatra natao tany Dago sy ny fianarana ihany.

Asa ataoko manaraka fa efa 1h du mat izao, hihihi, miraikitra ny masoko zareo an!- Stage - asa

- fikarakarana taratasy

- saram-pianarana na ekolazy

- vidim-piainana/depenses mensuelles

- useful links

Miverena ndray ary manaraka fa vizaka fts za miaritory eto ra tsisy mamaky akory...hiihihi

Serasera.org