Fandraisana
From Wikianja
Tonga soa eto amin'ny Wikianja na ny Wiki eto amin'ny serasera.org Ny zavatra tokony hataonao voalohany dia mampiditra ny solonanarana sy tenimiafina fampiasanao ao amin'ny serasera mba tsy hisy olana rehefa manova ny takelaka Tsindrio eto hampidiranao ny solonanarana sy tenimiafina
Ny wikianja dia fametrahana lahatsoratra izay mety handraisan'ny olona hafa anjara (Collaborative texts) ohatra hoe ilay Lesona eseky dia niarahan'olona vitsivitsy nanoratra. Fa raha ohatra ka fantatrao fa ianao ihany no hanoratra dia jereo sao tsaratsara kokoa ny http://tahiry.serasera.org
Ny Wikianja amin'ny maha wiki azy dia azon'ny rehetra ovaina. Afaka manoratra izay tahiry tiany hosoratana amin'ny takelaka ny tsirairay... ary afaka mametraka tovana miaraka amin'ny tahiry soratany. Ny tsirairay izany dia afaka mamorona takelaka azon'ny rehetra hojerena.
Mba ahafahanao mahazo antsaina ny zavatra misy ato dia jereo eto ny takelaka rehetra efa namboarin'ny namana ato.
Vonona?
- Fanazavana ny atao hoe Wikianja
- Ahoana no fanaovana ny Endri-tsoratra
Ireo Pejy efa misy
- Ny takelaka rehetra
- Fampianarana
- Tantara
- Sombin-tantara
- Momba ny Teny
- Dikanteny
- Lalao
- Takelaky ny namana
- Ary mazava ho azy serasera
Ireo pejy farany
- 27 Jun 2008 à 14:40 Momba ny Login (300 bytes) . . 85.18.136.81 (Dinika)
- 2 Dec 2006 à 21:02 Wiki (123 bytes) . . Rianah21 (Dinika | contribs) (BA C LA RIANAH21)
- 3 May 2006 à 18:22 Eseky (17746 bytes) . . Hery (Dinika | contribs)
- 3 May 2006 à 18:19 Lalao (77 bytes) . . Hery (Dinika | contribs)
Fikarakarana ity wikianja ity
- Fampiasana ny tenimiafina sy solonanarana serasera
- Ireo Zavatra hatao
