Endri-tsoratra
From Wikianja
Mora dia mora ny manova ny endri-tsoratra eto amin'ny Wikianja.
Rehefa manova ny takelaka ianao dia misy sary toa izao
izay ahitanao ny fitaovana fanovana ny endri-tsoratra amin'ny ankapobeny.
Indro ary omena anao tsikelikely eto ambany ny fanovana ny endri-tsoratra.
Ny lohateny
Ny fomba fanoratra ny lohateny dia fonosana = maromaro (araka ny habeny)
Ohatra
|
Endri-tsoratra |
Fomba fanoratra azy |
|
MIAHABA ANAO AHO
|
== Lohateny lehibe == |
|
[ovay] Lohateny kelikely |
=== Lohateny kelikely === sns... |
Ny endriky ny teny tsirairay
|
Endri-tsoratra |
Fomba fanoratra azy |
|
Soratra matevina |
'''Soratra matevina''' |
|
Soratra mitongilana |
''Soratra mitongilana'' |
Fametrahana sary
Rehefa hametraka sary ianao dia mila ampidirina ato amin'ny lohamilina aloha ny sary.
Jereo eto ny fampidirana sary ao amin'ny lohamilina.
rehefa avy eo dia apetraho fotsiny ny toa izao [[image:anaran'ny sary]]
Misy fanazavana misimisy kokoa amin'ny teny frantsay eto ambany
http://fr.wikipedia.org/wiki/Aide:Comment_ins%C3%A9rer_une_image
Tabilao
Raha hanandrana dia mandehana ao amin'ny Wikianja:Vakiraoka
