Electronic
From Wikianja
Ho an' izay efa taty SIngapore dia tsy misy tsy mahalala ilay Shopping Centre atao hoe Sim Lim Tower sy Sim Lim Square.
Resaka elektronika fotsiny ny ao..ho an' ny Gasy moa dia resaka telephone sy materiels informatika no tena vidiana ao.
Rehefa mankao dia tonga dia fantatry ry zareo hoe Madagasikara fa tsy haiko hoe ahona.
Raha nanontany aho indray mandeha dia nolazain-dry zareo fa mivezivezy ny Gasy rehefa ao. Mazava ho azy " Mampitovy vidy"...hehe
Hita ao daholo ny karazan' olona satria ireo no tena lehibe.
Misy koa anefa ny toerana hafa ahitana fitaovana elektronika toa an' i Chinatown, Funan, Ang Mo Kio sns.
