Biam

From Wikianja

Jump to: navigation, search

Texte gras

Amiko manokana ny fifanajana no tena zava-dehibe voalohany indrindra,ny fitiavana tsy azo atao ambanin-javatra, ny fihavanana ambony noho ny rehetra , ary ny tsy azo adinoina dia ilay ao ambony , izay miahy antsika rehetra, ho azy irery any anie ny voninahitra , aoka hoa faly isika rehetra , raha mbola velona koa, manaova zavatra tsara hatrany, ho an'ny manodidina anao, izay no hamaranako ny resaka.

Serasera.org